FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 10 6
  • 22-28 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 22-28 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 10 6

22-28 Oktobra

JAONA 15-17

  • Hira 129 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo”: (10 min.)

    • Jn 15:19: “Tsy anisan’izao tontolo izao” ny mpanara-dia an’i Jesosy (“izao tontolo izao” fanazavana Jn 15:19, nwtsty)

    • Jn 15:21: Ankahalain’ny olona isika noho ny anaran’i Jesosy (“Noho ny anarako” fanazavana Jn 15:21, nwtsty)

    • Jn 16:33: Afaka mandresy an’izao tontolo izao hoatran’i Jesosy ny mpanara-dia azy (it “Herim-po” § 7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 17:21-23: Inona no dikan’ilay hoe “iray” ny mpanara-dia an’i Jesosy? (“iray”, “iray tanteraka” fanazavana Jn 17:21, 23, nwtsty)

    • Jn 17:24: Inona no tiana holazaina amin’ilay hoe “nanorenana izao tontolo izao”? (“ny nanorenana an’izao tontolo izao” fanazavana Jn 17:24, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 17:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 14 § 3-4

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 101

  • “Ny Fitiavana no Ahafantarana ny Tena Kristianina: Miezaha Hiray Saina Foana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe ‘Mifankatiava’: Aza Mitana Lolompo. Raha ampy ny fotoana dia iaraho midinika ilay efajoro hoe “Ohatra ao Amin’ny Baiboly Azo Saintsainina.”

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 40

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 106 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara