5-11 Novambra
JAONA 20-21
Hira 35 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tia Ahy Mihoatra Noho ny Itiavanao An’iretsy ve Ianao?”: (10 min.)
Jn 21:1-3: Nandeha nanarato i Petera sy ny mpianatra hafa, taorian’ny nahafatesan’i Jesosy
Jn 21:4-14: Niseho tamin’i Petera sy ny mpianatra hafa i Jesosy rehefa avy natsangana tamin’ny maty
Jn 21:15-19: Nampian’i Jesosy i Petera mba hahafantatra hoe inona no tokony hataony loha laharana eo amin’ny fiainana (“hoy i Jesosy tamin’i Simona Petera”, “tia ahy mihoatra noho ny itiavanao an’iretsy ve ianao?”, “fanintelony” fanazavana Jn 21:15, 17, nwtstya)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Jn 20:17: Inona no tian’i Jesosy holazaina tamin’ilay hoe “aza mamikitra amiko”? (“Aza mamikitra amiko” fanazavana Jn 20:17, nwtsty)
Jn 20:28: Nahoana i Tomasy no niantso an’i Jesosy hoe “Tompoko sy Andriamanitro”? (“Ry Tompoko sy Andriamanitro!” fanazavana Jn 20:28, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 20:1-18
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 79 § 21-22: Asao hivory ilay olona.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
a Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).