FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 11 3
  • 12-18 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 11 3

12-18 Novambra

ASAN’NY APOSTOLY 1-3

  • Hira 104 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nilatsaka Tamin’ny Fiangonana Kristianina ny Fanahy Masina”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Asan’ny Apostoly.]

    • As 2:1-8, 14, 37, 38, 41: Nitory ny mpianatr’i Jesosy rehefa nahazo fanahy masina, ka olona 3 000 teo ho eo no natao batisa

    • As 2:42-47: Nalala-tanana sy tia nandray vahiny ny mpianatr’i Jesosy. Afaka nijanona elaela tao Jerosalema àry ireo olona vao vita batisa, ka nihanatanjaka ny finoany (w08 15/11 7 § 2; w87 1/3 29 § 4-5, 7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 3:15: Nahoana i Jesosy no antsoina hoe “Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana”? (it “Jesosy Kristy”: “Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana” § 1)

    • As 3:19: Arak’io andininy io, ahoana no ataon’i Jehovah rehefa mamela heloka izy? (cl 265 § 14)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 2:1-21

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) Foto-kevitra: Nahoana i Jodasy no Nila Nosoloana Rehefa Maty, Nefa ny Apostoly Hafa Tsy Natao An’izany? (it “Apostoly”: “Iza no nisolo an’i Jodasy Iskariota?” § 1-2)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 85

  • “Fitoriana Amin’ny Faritany Misy Olona Mampiasa Fiteny Samy Hafa”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Alefaso ilay video ary iaraho midinika. Raha miasa amin’ny faritany toy izany ny fiangonana eo an-toerana, dia resaho ny fandaharana efa atao mba hiasana amin’ilay faritany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 43 § 1-7

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 68 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara