FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 11 6
  • 26 Novambra–2 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 26 Novambra–2 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 11 6

26 Novambra–2 Desambra

ASAN’NY APOSTOLY 6-8

  • Hira 124 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Niharam-pitsapana Ilay Fiangonana Kristianina Vao Niforona”: (10 min.)

    • As 6:1: Navakavahana ny mpitondratena miteny grika teo anivon’ny fiangonana (bt 41 § 17)

    • As 6:2-7: Nanao zavatra ny apostoly mba handaminana an’ilay olana (bt 42 § 18)

    • As 7:58–8:1: Nenjehina mafy ilay fiangonana

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 6:15: Nahoana no lazaina fa “sahala amin’ny tarehin’anjely” ny tarehin’i Stefana, tamin’io fotoana io? (bt 45 § 2)

    • As 8:26-30: Inona no mampitovy ny fitoriana ataontsika amin’izao sy ilay nataon’i Filipo? (bt 58 § 16)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 6:1-15

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary asao hivory ilay olona.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Mamaly an’ilay fanontaniana napetraka tamin’ny fiverenana mitsidika faharoa ianao. Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 33 § 16-17

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 109

  • “Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video hoe “Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah.” Vakio ilay taratasy fankasitrahana avy any amin’ny sampana, noho ny fanomezana nataontsika tamin’ny taom-panompoana lasa. Resaho hoe ahoana no ampiasana an’ireo fanomezana ataontsika ary inona ny soa raisintsika avy amin’izany. Resaho koa hoe inona avy ny fandaniana ataon’ny fiangonana isam-bolana. Hazavao izay azontsika atao raha te hanao fanomezana isika. Derao ny fiangonana satria malala-tanana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 43 § 19-29

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 67 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara