FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 12 2
  • 3-9 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 12 2

3-9 Desambra

ASAN’NY APOSTOLY 9-11

  • Hira 115 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Lasa Mpitory Nafana Fo Nefa Nanenjika Be Taloha”: (10 min.)

    • As 9:1, 2: Nenjehin’i Saoly ny mpianatr’i Jesosy sady tsy nananany antra (bt 60 § 1-2)

    • As 9:15, 16: Voafidy hitory momba an’i Jesosy i Saoly (w16.06 7 § 4)

    • As 9:20-22: Lasa mpitory nafana fo i Saoly (bt 64 § 15)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 9:4: Nahoana i Jesosy no niteny tamin’i Saoly hoe: “Nahoana no manenjika ahy ianao?” (bt 60-61 § 5-6)

    • As 10:6: Nivahiny tao amin’i Simona mpanao hoditra ny apostoly Petera. Nahoana izany no mahavariana? (“Simona mpanao hoditra” fanazavana As 10:6, nwtstya)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 9:10-22

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 6

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 58

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (8 min.)

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Desambra ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 44

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 59 sy Vavaka

a Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara