FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 12 3
  • 10-16 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 10-16 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 12 3

10-16 Desambra

ASAN’NY APOSTOLY 12-14

  • Hira 60 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nampian’i Barnabasy sy Paoly ho Lasa Kristianina ny Olona Tany An-tany Lavitra”: (10 min.)

    • As 13:2, 3: Nofidin’i Jehovah hanao asa manokana i Barnabasy sy Saoly (bt 86 § 4)

    • As 13:12, 48; 14:1: Nisy vokany ny ezaka mafy nataon’izy ireo (bt 95 § 5)

    • As 14:21, 22: Nampian’i Barnabasy sy Paoly hanana finoana matanjaka ireo mpianatra vaovao (w14 15/9 13 § 4-5)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 12:21-23: Inona no ianarantsika avy amin’izay nitranga tamin’i Heroda? (w08 15/5 32 § 7)

    • As 13:9: Nahoana i Saoly no nantsoina koa hoe Paoly? (“Saoly, izay atao koa hoe Paoly”, “Paoly” fanazavana As 13:9, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 12:1-17

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) bt 78-79 § 8-9: Foto-kevitra: Mivavaha ho An’ny Mpiara-manompo.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 65

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Ampio ‘Izay Manana Toe-po Tsara’ mba ho Lasa Mpanara-dia An’i Jesosy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hanampy Anao i Jehovah Andriamanitra.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 45

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 55 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara