FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 2 2
  • 4-10 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 2 2

4-10 Febroary

ROMANINA 1-3

  • Hira 88 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ampiofano Foana ny Feon’ny Fieritreretanao”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Romanina.]

    • Ro 2:14, 15: Manana feon’ny fieritreretana ny olona tsirairay (lv 16 § 6)

    • Ro 2:15: Mila mampiofana ny feon’ny fieritreretantsika isika mba ho azo ianteherana izy io (lv 17-18 § 8-9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ro 3:4: Inona no tokony hataontsika mba ho “Andriamanitra no ho hita fa marina”? (w08 15/6 30 § 5)

    • Ro 3:24, 25: Nahoana no voavela ny “fahotana [nataon’ny olona] fahiny”, nefa tatỳ aoriana vao ‘naloa ny vidim-panavotana’? (w08 15/6 29 § 6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 1:8-17 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Hoatran’ny hoe Miresaka Andavanandro Ianao, ary iaraho midinika ny lesona 2 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w06 1/6 12 § 4–13 § 2​: Foto-kevitra: Tadidio Foana fa Voafetra ny Zavatra Vitanao sy ny Zavatra Vitan’ny Hafa. (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 6

  • “Voamarikao ve Ireo Toetrany Tsy Hita Maso?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary: Hazavana sy Loko.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 53

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 142 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara