FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 2 4
  • 11-17 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 11-17 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 2 4

11-17 Febroary

ROMANINA 4-6

  • Hira 20 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Andriamanitra Naneho ny Fitiavany Antsika”: (10 min.)

    • Ro 5:8, 12: “Fony mbola mpanota isika” dia efa tia antsika i Jehovah (w11 15/6 12 § 5)

    • Ro 5:13, 14: Nanjaka ny ota sy ny fahafatesana (w11 15/6 12 § 6)

    • Ro 5:18, 21: Naniraka ny Zanany ho etỳ an-tany i Jehovah mba hahazoantsika fiainana (w11 15/6 12-13 § 9-10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ro 6:3-5: Inona no dikan’ny hoe batisa “ho amin’i Kristy Jesosy” sy ny hoe batisa “ho amin’ny fahafatesany”? (w08 15/6 29 § 7)

    • Ro 6:7: Nahoana no tsy hotsaraina noho ny fahotana nataony talohan’ny nahafatesany ireo hatsangana amin’ny maty? (w14 1/6 11 § 1)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 4:1-9 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 4)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 6)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 107

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 54

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 97 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara