FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 3 3
  • 11-17 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 11-17 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 3 3

11-17 Martsa

ROMANINA 15-16

  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Avelao i Jehovah Hampionona Anao sy Hanampy Anao Hiaritra”: (10 min.)

    • Ro 15:4: Mamakia Baiboly raha te hahazo fampiononana ianao (w17.07 14 § 11)

    • Ro 15:5: Iangavio i Jehovah mba hampionona anao sy hanampy anao hiaritra (w16.04 14 § 5)

    • Ro 15:13: Manome fanantenana antsika i Jehovah (w14 15/6 14 § 11)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ro 15:27: Resahina eo fa nananan’ireo Kristianina tao Jerosalema trosa ireo Kristianina hafa firenena. Nahoana? (w90 1/3 24 § 3)

    • Ro 16:25: Inona ilay “zava-miafina masina tsy naharihary mihitsy hatramin’ny ela be”? (it “Fantatra Mialoha, Voatendry Mialoha”: “Voatendry mialoha ny Mesia” § 3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 15:1-6 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 10)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 129

  • Ampian’i Jehovah Hiaritra sy Omeny Fampiononana: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video. Valio ireto avy eo:

    • Ahoana no ampaherezan’i Jehovah antsika?

    • Inona no azonao atao mba hampaherezana ny hafa?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 58

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 34 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara