FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 3 4
  • 18-24 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 3 4

18-24 Martsa

1 KORINTIANINA 1-3

  • Hira 127 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Olona Araka ny Nofo ve Ianao sa Olona Araka ny Fanahy?”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny 1 Korintianina.]

    • 1Ko 2:14: Hoatran’ny ahoana ny olona araka ny nofo? (w18.02 19 § 4-5)

    • 1Ko 2:15, 16: Hoatran’ny ahoana ny olona araka ny fanahy? (w18.02 19 § 6; 22 § 15)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 1Ko 1:20: Nahoana no lazaina fa ‘novan’Andriamanitra ho hadalana ny fahendren’izao tontolo izao’? (it “Fahendrena”: “Mifanohitra amin’ny zava-miafina masin’Andriamanitra” § 3)

    • 1Ko 2:3-5: Inona no ianarantsika avy amin’i Paoly? (w08 15/7 27 § 6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ko 1:1-10 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (4 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky Ianarana. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 18

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Mitady Marenina”: (8 min.) Fiaraha-midinika.

  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny Asabotsy 23 Martsa: (7 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Omeo fanasana iray avy ny mpanatrika, ary resaho ny votoatiny. Alefaso ilay video fanolorana fanasana, ary iaraho midinika. Resaho ny fandaharana ataon’ny fiangonana mba hamitana ny faritany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 59

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 51 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara