FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 3 6
  • 25-31 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 25-31 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 3 6

25-31 Martsa

1 KORINTIANINA 4-6

  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Lalivay Kely Fotsiny dia Mampitombo ny Koba Manontolo”: (10 min.)

    • 1Ko 5:1, 2: Nilefitra tamin’ny fahotana lehibe ny fiangonan’i Korinto

    • 1Ko 5:5-8, 13: Nasain’i Paoly nesorina ilay “lalivay”, ka hatolotra ho an’i Satana ilay mpanota (it “Lalivay”: “Heviny an’ohatra”; it “Satana”: “Hatsipy any amin’ny lavaka mangitsokitsoka ary haringana amin’ny farany” § 5-6)

    • 1Ko 5:9-11: Tsy tokony hifanerasera amin’ny mpanota tsy mibebaka ny fiangonana (lv 34-35 § 19-21)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 1Ko 4:9: Nahoana ny mpanompon’Andriamanitra no lazaina fa “fampisehoana an-tsehatra” jeren’ny anjely? (w09 15/5 24 § 16)

    • 1Ko 6:3: Inona no tian’i Paoly holazaina tamin’ilay hoe “hitsara anjely isika”? (it “Lalàna”: “Lalàna ho an’ny anjely”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ko 6:1-11 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 11)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 34-35 § 19-21 (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 78

  • “Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Baiboly”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video: Eo amin’ny lesona 4 amin’ny bokikely Vaovao Tsara ny fianarana, ary mampiseho an’ilay video mifandray amin’izy io ilay mpitory. Asio fiaraha-midinika aorian’izay.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 60

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 23 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara