22-28 Aprily
1 KORINTIANINA 14-16
Hira 22 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Lasa ‘Zava-drehetra ho An’ny Rehetra’ Andriamanitra”: (10 min.)
1Ko 15:24, 25: Handringana ny fahavalon’Andriamanitra rehetra ny Fanjakan’ny Mesia (w98 1/7 21 § 10)
1Ko 15:26: Hofoanana ny fahafatesana (kr 237 § 21)
1Ko 15:27, 28: Haverin’i Kristy amin’i Jehovah ny Fanjakana (w12 15/9 12 § 17)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
1Ko 14:34, 35: Tsy navelan’ny apostoly Paoly hilaza ny heviny ve ny vehivavy? (w12 1/9 9, efajoro)
1Ko 15:53: Inona no dikan’ny hoe tsy mety maty sy ny hoe tsy mety lo? (it “Tsy Mety Lo”: “Lasa tsy mety maty sy tsy mety lo rehefa atsangana” § 2)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ko 14:26-33 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Voalohany Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)
Voalohany Mamangy : (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 9)