FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 4 7
  • 29 Aprily–5 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 29 Aprily–5 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 4 7

29 Aprily–5 Mey

2 KORINTIANINA 1-3

  • Hira 44 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “‘Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra’ i Jehovah”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: 2 Korintianina.]

    • 2Ko 1:3: “Rain’ny fangorahana” i Jehovah (w17.07 13 § 4)

    • 2Ko 1:4: Manampy antsika hampionona ny hafa i Jehovah (w17.07 15 § 14)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Ko 1:22: Inona ilay “tombo-kase” omen’Andriamanitra ny Kristianina voahosotra tsirairay? (w16.04 32)

    • 2Ko 2:14-16: Inona no mety ho tao an-tsain’ny apostoly Paoly rehefa niteny izy hoe “filaharan’ny mpandresy”? (w10 1/8 23)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Ko 3:1-10 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Faharoa Mamangy : (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Faharoa Mamangy : (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 5:1 (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 86

  • “Manaiky Ampianarin’i Jehovah ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manankarena Ara-panahy Satria Ampianarin’i Jehovah.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 64

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 130 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara