3-9 Jona
GALATIANINA 4-6
Hira 16 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“‘Sary An’ohatra’ Misy Dikany ho Antsika”: (10 min.)
Ga 4:24, 25: Noharina tamin’i Hagara ny firenen’Israely. Io firenena io no nanaovan’i Jehovah ny fifaneken’ny Lalàna (it “Hagara” § 6)
Ga 4:26, 27: Noharina tamin’i Saraha “ilay Jerosalema any ambony.” Ny ampahany any an-danitra amin’ny fandaminan’i Jehovah izy io (w14 15/10 10 § 11)
Ga 4:28-31: Hitondra fitahiana ho an’ny olombelona mankatò ny zanak’ilay Jerosalema any ambony
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ga 4:6: Inona no dikan’ilay teny hebreo na aramianina hoe aba? (w09 1/4 13)
Ga 6:17: Niresaka momba ny ‘marika eo amin’ny vatany’, izay ‘manamarina azy ho mpanompon’i Jesosy’, ny apostoly Paoly. Mety ho inona izany? (w10 1/11 15)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ga 4:6-17 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hazavao Tsara Izay Andinin-teny Ampiasainao, ary iaraho midinika ny lesona 6 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w12 15/3 30-31: Foto-kevitra: Nahoana ny Kristianina no Tokony Hiezaka Mafy mba Tsy Hijery Sary Vetaveta? (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (8 min.)
Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Jona ity.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 69
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 40 sy Vavaka