FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 6 4
  • 17-23 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-23 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 6 4

17-23 Jona

EFESIANINA 4-6

  • Hira 71 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tafio Daholo ny Fiadiana Fiarovana Rehetra avy Amin’Andriamanitra”: (10 min.)

    • Ef 6:11-13: Manafika antsika i Satana sy ny demoniany, ka mila fiarovana isika (w18.05 27 § 1)

    • Ef 6:14, 15: Miaro antsika ny fahamarinana, ny fahitsiana, ary ny vaovao tsaran’ny fihavanana (w18.05 28-29 § 4, 7, 10)

    • Ef 6:16, 17: Miaro antsika ny finoana, ny fanantenana famonjena, ary ny Tenin’Andriamanitra (w18.05 29-31 § 13, 16, 20)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ef 4:30: Rehefa manao inona ny olona iray no lazaina hoe mampalahelo ny fanahy masina? (it “Fahamasinana”: “Fanahy masina”)

    • Ef 5:5: Nahoana ny olona manana faniriana tsy mety afa-po no lazaina fa mpanompo sampy? (it “Faniriana Tsy Mety Afa-po”: “Hita amin’izay atao”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ef 4:17-24 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Voalohany mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Voalohany Mamangy: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 135

  • “Inona re Izao no Tian’i Jehovah Hataoko E?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fantaro Hatrany Izay Sitrapon’i Jehovah (Le 19:18).

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 71

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 34 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara