FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 7 2
  • 1-7 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1-7 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 7 2

1-7 Jolay

KOLOSIANINA 1-4

  • Hira 56 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Esory ny Toetra Taloha ary Tafio ny Toetra Vaovao”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Kolosianina.]

    • Kl 3:5-9: “Esory ny toetra taloha” (w11 15/3 10 § 13)

    • Kl 3:10-14: “Tafio ny toetra vaovao” (w13 15/9 21 § 19)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Kl 1:13, 14: Inona ilay hoe “fanjakan’ilay Zanany tiany”? (it “Fanjakan’Andriamanitra”: “Ny fanjakan’ilay Zanany tiany”)

    • Kl 2:8: Inona ilay hoe “zavatra fototra eo amin’ity tontolo ity”? (w08 15/8 28 § 9)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Kl 1:1-12 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Zavatra Marina Foana Ampianarina, ary iaraho midinika ny lesona 7 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w04 1/5 19-20 § 3-7: Foto-kevitra: Nahoana ny Kristianina Sasany no Lazaina fa “Nanampy sy Nankahery” An’i Paoly? (Kl 4:11) (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 17

  • Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Fampianarana 2018: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana fa efa nisy nanao dia lavitra foana teo anivon’ny fandaminana hatramin’izay? Inona no ataon’ny Sampan-draharaha Mikarakara Dia Lavitra mba hampiasana tsara ny vola fanomezana? Inona no azon’ny mpitory atao mba ho kely kokoa ny vola aloan’ny fandaminana? Inona no ataon’ilay sampan-draharaha, mba hanampiana an’ireo solontena hanatrika ny fivoriambe iraisam-pirenena 2019?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 73

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 102 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara