FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 7 3
  • 8-14 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 7 3

8-14 Jolay

1 TESALONIANINA 1-5

  • Hira 90 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mifampionòna sy Mifampahereza Hatrany”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: 1 Tesalonianina.]

    • 1Te 5:11-13: ‘Hajao fatratra’ ireo mitarika eo anivon’ny fiangonana (w11 15/6 26 § 12; 28 § 19)

    • 1Te 5:14: Manaova teny mampahery ny kivy ary tohano ny malemy (w17.10 10 § 13; w15 15/2 9 § 16)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 1Te 4:3-6: Nahoana ny olona mijangajanga no lazaina fa ‘manitsakitsaka ny zon’ny rahalahiny’? (it “Fijangajangana”: “Tsy tokony hijangajanga ny Kristianina” § 3)

    • 1Te 4:15-17: Iza ireo “hoentina anaty rahona, mba hihaona amin’ny Tompo eny amin’ny rivotra”? Ahoana no hitrangan’izany? (w15 15/7 18 § 14-15)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Te 3:1-8 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Mitory: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 81

  • Mpisava Lalana Mampahery ny Hafa: (9 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Afaka Manampy ny Hafa ny Mpisava Lalana. Fanontaniana: Inona no azon’ny mpisava lalana atao mba hampaherezana ny hafa? Inona no nataon’ny mpisava lalana ao aminareo mba hampaherezana anao?

  • Ohatra Tsara Mampahery Antsika: (6 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tsy Maintsy ‘Mihazakazaka Amim-paharetana’ Isika: Tahafo Ireo Modely Tsara. Fanontaniana: Inona ny olana natrehin’ilay anabavy? Inona no nataony mba hahazoana fampaherezana?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 74

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 100 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara