FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 7 6
  • 29 Jolay–4 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 29 Jolay–4 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 7 6

29 Jolay–4 Aogositra

1 TIMOTY 4-6

  • Hira 80 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Harena?”: (10 min.)

    • 1Ti 6:6-8: Handray soa be dia be isika, raha ‘mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady mahay mianina’ (w03 1/6 9 § 1-2)

    • 1Ti 6:9: Ho ratsy ny vokany raha tapa-kevitra ny ho tonga mpanankarena isika (g 6/07 6 § 3)

    • 1Ti 6:10: Hijaly isika raha tia vola (g 11/08 6 § 4-6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 1Ti 4:2: Inona no mahatonga ny feon’ny fieritreretan’ny olona iray ho toy ny voatomboky ny vy mahamay? Inona no vokatr’izany? (w05 1/10 14 § 2)

    • 1Ti 4:13: Nahoana i Timoty no nampirisihin’i Paoly mba hiezaka mafy amin’ny fampianarana? (w16.08 9 § 14)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ti 4:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. (th lesona 11)

  • Fampianarana Baiboly: (4 min. na latsaka) lv 181 § 20-21 (th lesona 3)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) Manajanona mpianatra Baiboly tsy mandroso ianao. Fidio tsara izay teny holazainao mba tsy ho tafintohina izy.—Jereo mwb19.02 “Hatsarao ny Fanompoanao: Ajanòny ny Fianarana Rehefa Tsy Mandroso Ilay Olona”. (th lesona 12)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 37

  • Ho Ratsy ny Vokany Raha Te Hanan-karena ny Olona Iray: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Tsy Maintsy ‘Mihazakazaka Amim-paharetana’ Isika: Esory Izay Zavatra Tsy Ilaina. Iaraho midinika avy eo ny lesona azo tsoahana avy amin’ilay izy.

  • “Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Fanatanjahan-tena?”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Spaoro?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 77

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 21 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara