FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 8 2
  • 5-11 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 5-11 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 8 2

5-11 Aogositra

2 TIMOTY 1-4

  • Hira 150 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Andriamanitra Tsy Nanome Antsika Toe-tsaina Kanosa”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: 2 Timoty.]

    • 2Ti 1:7: Miezaha hisaina tsara rehefa miatrika olana (w09 15/5 15 § 9)

    • 2Ti 1:8: Aza menatra noho ny vaovao tsara (w03 1/3 9 § 7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Ti 2:3, 4: Inona no azontsika atao mba ho faran’izay kely ny fotoana sy hery lanintsika amin’ny “raharaham-barotr’izao fiainana izao”? (w17.07 10 § 13)

    • 2Ti 2:23: Tokony “handa ny fanontaniana adaladala sy ny fanontaniana tsy misy dikany” isika. Ahoana no fomba iray ampiharantsika an’izany? (w14 15/7 14 § 10)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Ti 1:1-11 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manaova Fanoharana Mandaitra, ary iaraho midinika ny lesona 8 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w14 15/7 13 § 3-7: Foto-kevitra: Ahoana no Ampisehoan’ny Vahoakan’i Jehovah hoe ‘Miala Amin’ny Tsy Fahamarinana’ Izy Ireo? (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 85

  • “Miaraha Amin’ny Olona Tia An’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha Tsy Hiaraka Amin’ny Naman-dratsy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 78

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 126 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara