FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 8 4
  • 12-18 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 8 4

12-18 Aogositra

TITOSY–FILEMONA

  • Hira 99 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nasaina Nanendry Anti-panahy Izy”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Titosy.]

    • Tit 1:5-9: Tendren’ny mpiandraikitra ny faritra ho anti-panahy izay rahalahy mahafeno fepetra (w14 15/11 28-29)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Filemona.]

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Tit 1:12: Nahoana io andininy io no tsy mampirisika ny olona hanavakavaka? (w89 15/8 31 § 5)

    • Flm 15, 16: Nahoana i Filemona no tsy nasain’i Paoly nanafaka an’i Onesimosy tsy ho mpanompo? (w08 15/10 31 § 5)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Tit 3:1-8 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Mitory: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 12)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 84

  • “‘Mazotoa Amin’ny Asa Tsara’, ry Tanora”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tanora Manome Voninahitra An’i Jehovah.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 79

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 127 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara