FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 8 6
  • 19-25 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-25 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 8 6

19-25 Aogositra

HEBREO 1-3

  • Hira 35 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tiavo ny Fahamarinana ary Ankahalao ny Fandikan-dalàna”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Hebreo.]

    • He 1:8: “Tehim-pahitsiana” no ampiasain’i Jesosy rehefa manjaka (w14 15/2 5 § 8)

    • He 1:9: Tia ny fahamarinana i Jesosy ary mankahala ny fandikan-dalàna (w14 15/2 4 § 7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • He 1:3: Nitovy tanteraka tamin’ny an’Andriamanitra foana ve ny maha izy an’i Jesosy hatramin’izay? (it “Endrika, Sary” § 4)

    • He 1:10-12: Nahoana no nampiharin’ny apostoly Paoly tamin’i Jesosy Kristy ny Salamo 102:25-27? (it “Lanitra”: “Haharitra mandrakizay ny lanitra ara-bakiteny” § 5)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 1:1-9 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Voalohany Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 4)

  • Voalohany Mamangy: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana hanatrika fivoriana ilay olona. Teneno izy avy eo fa tianao haseho azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 121

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 80

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 101 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara