FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 8 7
  • 26 Aogositra–1 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 26 Aogositra–1 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 8 7

26 Aogositra–1 Septambra

HEBREO 4-6

  • Hira 5 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ataovy Izay Rehetra Azonao Atao mba Hidirana Amin’ny Fitsaharan’Andriamanitra”: (10 min.)

    • He 4:1, 4: Fantaro hoe inona ny fitsaharan’Andriamanitra (w11 15/7 24 § 5)

    • He 4:6: Ankatoavy i Jehovah (w11 15/7 25 § 6)

    • He 4:9-11: Aza manao izay heverinao fa mety fotsiny (w11 15/7 28 § 16-17)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • He 4:12: Inona ilay “tenin’Andriamanitra” resahina eo? (w16.09 13)

    • He 6:17, 18: Inona avy ireo “zavatra roa tsy mety miova” resahin’ireo andininy ireo? (it “Fanantenana”: “Fanantenan’ny Kristianina” § 2)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 5:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 198-199 § 7-8 (th lesona 12)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 75

  • “Tsy Hadinon’i Jehovah ny Asa Tsara Ataontsika”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Inona no Tokony Hataonao Raha Te Hiasa any Amin’ny Betela Ianao?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 81

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 12 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara