FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 9 3
  • 9-15 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 9 3

9-15 Septambra

HEBREO 9-10

  • Hira 10 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aloky ny Zavatra Tsara ho Avy”: (10 min.)

    • He 9:12-14: Mahavita manaisotra tanteraka ny ota ny ran’i Jesosy, fa tsy hoatr’izany kosa ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy (it “Famelan-keloka” § 5)

    • He 9:24-26: Natolotr’i Kristy an’Andriamanitra ny vidin’ny sorom-panavotana, ary indray mandeha tsy miverina no nanaovany an’izany (cf 183 § 4)

    • He 10:1-4: “Aloky ny zavatra tsara” kokoa ny Lalàna (it “Lavorary, Tonga Lafatra”: “Tonga lafatra ny Lalàn’i Mosesy” § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • He 9:16, 17: Inona no tiana holazaina eo amin’ireo andininy ireo? (it “Mpanelanelana”: “Tsy manan-kery ny fifanekena raha tsy misy ra alatsaka” § 3)

    • He 10:5-7: Oviana i Jesosy no niteny an’io, ary inona no tiany holazaina? (it “Batisa”: “Batisan’i Jesosy” § 2)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 9:10-14 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Mitory: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 2)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 89

  • Zava-dehibe Aminao ve ny Fivoriana? (Sl 27:11): (12 min.) Alefaso ilay video. Valio ireto avy eo:

    • Nahoana no mahasoa antsika ny asan’ny Mpisoronabe ataon’i Jesosy?

    • Inona ny fomba telo azontsika ampisehoana fa ankasitrahantsika izany asa ataony ho antsika izany?

  • Mila Mihaino Tsara Isika any Am-pivoriana: (3 min.) Alefaso ilay video. Anontanio ny ankizy hoe nahoana isika no mila mihaino tsara rehefa atỳ am-pivoriana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 83

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 108 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara