FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 10 6
  • 28 Oktobra–3 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 28 Oktobra–3 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 10 6

28 Oktobra–3 Novambra

2 PETERA 1-3

  • Hira 114 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ataovy An-tsaina Foana ny Fanatrehan’ny Andron’i Jehovah”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: 2 Petera.]

    • 2Pe 3:9, 10: Tsy ho tara ny andron’i Jehovah (w06 15/12 27 § 11)

    • 2Pe 3:11, 12: Tokony handini-tena isika mba hahitana ny ezaka mbola mila ataontsika (w06 15/12 19 § 18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Pe 1:19: Iza ilay “kintana fitarikandro”? Oviana izy io no niposaka? Ary ahoana no ahafantarana hoe efa niposaka izy io? (w08 15/11 22 § 2)

    • 2Pe 2:4: Inona no atao hoe “Tartara”, ary oviana ireo anjely nikomy no natsipy tao? (w08 15/11 22 § 3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Pe 1:1-11 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 7)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 15:1 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 96

  • “Sarobidy Aminao ve ny Tenin’Andriamanitra?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly: Ampahany (William Tyndale).

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 88 § 12-19

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 49 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara