FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 11 2
  • 4-10 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 11 2

4-10 Novambra

1 JAONA 1-5

  • Hira 122 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aza Tia An’izao Tontolo Izao na ny Zavatra eo Amin’izao Tontolo Izao”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: 1 Jaona.]

    • 1Jn 2:15, 16: ‘Ny zava-drehetra eo amin’izao tontolo izao dia avy amin’izao tontolo izao’, fa tsy avy amin’ny Ray (w05 1/1 10 § 13)

    • 1Jn 2:17: “Mandalo izao tontolo izao sy ny faniriany” (w13 15/8 27 § 18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 1Jn 2:7, 8: Nahoana ilay didy noresahin’i Jaona no lazaina fa sady efa ela no vaovao? (w13 15/9 10 § 14)

    • 1Jn 5:16: Inona ilay hoe “ota mahafaty”? (it “Famelan-keloka” § 9)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Jn 1:1–2:2 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha Hafana Fo, ary iaraho midinika ny lesona 11 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w04 1/10 29: Foto-kevitra: Inona no tian’i Jaona holazaina amin’ilay hoe “mandroaka ny tahotra ny fitiavana lavorary”, ao amin’ny 1 Jaona 4:18? (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 132

  • “Aza Manahaka An’ity Tontolo ity Rehefa Manomana Mariazy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mariazy Manome Voninahitra An’i Jehovah.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 89

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 118 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara