FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 11 4
  • 11-17 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 11-17 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 11 4

11-17 Novambra

2 JAONA 1-13; 3 JAONA 1-14–JODA 1-25

  • Hira 128 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mila Miady Mafy Isika mba Tsy Hiala Amin’ny Fahamarinana”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: 2 Jaona.]

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: 3 Jaona.]

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Joda.]

    • Jd 3: Miezaha “hiady mafy hiaro ny finoana” (w04 15/9 11-12 § 8-9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jd 4, 12: Nisy olona tsy matahotra an’Andriamanitra nitsofoka mangingina teo anivon’ny fiangonana. Nahoana izy ireo no oharina amin’ny “harambato voasaron-drano”? (it “Fanasam-pifankatiavana” § 1; it “Vatolampy”: “Heviny an’ohatra” § 4)

    • Jd 14, 15: Nahoana no toy ny hoe zavatra efa tanteraka ny fomba nilazan’i Enoka an’io faminaniana io? Ahoana no nahatanterahan’izy io sy mbola hahatanterahany? (wp17.1 12 § 1, 3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Jn 1-11 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Mitory: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 6)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona avy eo. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 87

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 90

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 147 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara