FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 12 2
  • 2-8 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2-8 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 12 2

2-8 Desambra

APOKALYPSY 7-9

  • Hira 63 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tahin’i Jehovah Ilay Vahoaka Be Tsy Tambo Isaina”: (10 min.)

    • Ap 7:9: Mitsangana eo anoloan’ny seza fiandrianan’i Jehovah ilay “vahoaka be” (it “Vahoaka Be”: “Fomba amantarana ilay ‘vahoaka be’” § 2)

    • Ap 7:14: Ho tafavoaka velona amin’ny “fahoriana lehibe” ny vahoaka be

    • Ap 7:15-17: Hiaina eto an-tany ireo anisan’ny vahoaka be ary hahazo fitahiana (it “Vahoaka Be”: “Fomba amantarana ilay ‘vahoaka be’” § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ap 7:1: Mifanitsy amin’ny inona ireo “anjely efatra nijoro teo amin’ny vazan-tany efatra” sy ireo ‘rivotra efatra’? (re 113-115 § 4)

    • Ap 9:11: Iza ilay “anjelin’ny lavaka mangitsokitsoka”? (it “Abadona”: “Iza moa i Abadona, ilay anjelin’ny lavaka mangitsokitsoka?”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 7:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha ho Tsara Fanahy sy Hangoraka, ary iaraho midinika ny lesona 12 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w16.01 25-26 § 12-16: Foto-kevitra: Nitombo, tato ho ato, ny isan’ireo mihinana amin’ny mofo sy divain’ny Fahatsiarovana. Nahoana no tsy tokony hampiady saina antsika izany? (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 93

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (8 min.)

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Desambra ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 93

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 27 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara