FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 12 3
  • 9-15 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 12 3

9-15 Desambra

APOKALYPSY 10-12

  • Hira 26 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Maty Ireo ‘Vavolombelona Roa’ ary Velona Indray avy Eo”: (10 min.)

    • Ap 11:3: Naminany nandritra ny 1 260 andro ireo ‘vavolombelona roa’ (w14 15/11 30)

    • Ap 11:7: Namono azy ireo ho faty ilay “bibidia”

    • Ap 11:11: Novelomina indray ireo ‘vavolombelona roa’ rehefa afaka “ny telo andro sy tapany”

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ap 10:9, 10: Nahoana ilay hafatra nasaina nambaran’i Jaona no sady “mamy” no “nangidy”? (it “Horonam-boky”: “Heviny an’ohatra”)

    • Ap 12:5: Ahoana no nahatanterahan’ireo andininy ireo? (it “Fanaintainan’ny Mihetsi-jaza”: “Heviny an’ohatra” § 8)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 10:1-7 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Mitory: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Fitoriana tsy ara-potoana mety amin’ny faritaninareo atao. (th lesona 3)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo iray amin’ireo Fitaovana Fampianarana ilay olona avy eo. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 148

  • “‘Nitelina ny Renirano’ ny Tany”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Nafahana avy Tany Am-ponja ny Rahalahy Koreanina.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 94

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 47 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara