FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.1 2
  • 6-12 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.1 2

6-12 Janoary

GENESISY 1-2

  • Hira 11 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Namorona An’ireo Zavamananaina eto An-tany i Jehovah”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Genesisy.]

    • Ge 1:3, 4, 6, 9, 11: Andro voalohany hatramin’ny andro fahatelo (it “Famoronana, Zavaboary”: “Namorona zavatra hafa teto an-tany Andriamanitra” § 3-5)

    • Ge 1:14, 20, 24, 27: Andro fahefatra hatramin’ny andro fahenina (it “Famoronana, Zavaboary”: “Namorona zavatra hafa teto an-tany Andriamanitra” § 6, 9-12)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 1:1: Inona no lazain’ny Baiboly momba ny taonan’ny tany? (w15 1/6 5)

    • Ge 1:26: Mpamorona hoatran’Andriamanitra ve i Jesosy? (it “Jesosy Kristy”: “Tsy Mpamorona mitovy amin’Andriamanitra”)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 1:1-13 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Hitany hoe Azo Ampiharina Ilay Hevitra, ary iaraho midinika ny lesona 13 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w08 1/2 5: Foto-kevitra: Milamin-tsaina Isika Rehefa Mahafantatra hoe Nisy Namorona. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 73

  • “Hainao ve ny Manazava ny Zavatra Inoanao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireto video ireto: Manazava ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Taolana, Manazava ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Biby

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 98

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 18 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara