FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.3 2
  • 2-8 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2-8 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.3 2

2-8 Martsa

GENESISY 22-23

  • Hira 89 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nizaha Toetra An’i Abrahama Andriamanitra”: (10 min.)

    • Ge 22:1, 2: Tena tian’i Abrahama i Isaka zanany. Nasain’Andriamanitra nanao sorona an’io zanany io anefa i Abrahama (w12 1/1 23 § 4-6)

    • Ge 22:9-12: Tsy navelan’i Jehovah hamono an’i Isaka i Abrahama

    • Ge 22:15-18: Nampanantena i Jehovah hoe hitahy an’i Abrahama noho izy nankatò (w12 15/10 23 § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 22:5: Nilaza tamin’ny mpanompony i Abrahama hoe hiverina eo amin-dry zareo izy sy Isaka. Nahoana izy no nilaza an’izany, nefa efa fantany fa hatao sorona i Isaka? (w16.02 11 § 13)

    • Ge 22:12: Afaka mamantatra ny hoavy i Jehovah. Nahoana anefa io andininy io no manaporofo hoe fidiny izay hofantariny mialoha? (it “Fantatra Mialoha, Voatendry Mialoha”: “Lafin-javatra tokony hotadidina” § 14-15)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 22:1-12 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Asehoy hoe Tena Mino An’izay Lazainao Ianao, ary iaraho midinika ny lesona 15 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) Foto-kevitra: Nahoana i Abrahama no Nambara ho Marina, Nefa Izy Velona Talohan’ny Nahafatesan’i Kristy? (it “Manambara ho Marina”: “Talohan’ny andro kristianina” § 5) (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 4

  • Ho Voaro Izay Mankatò: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Fivoriana Fanao Isan-taona 2017: Lahateny sy Andinin-teny ho An’ny Taona 2018—Ampahany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 106

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 16 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara