FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.3 3
  • 9-15 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.3 3

9-15 Martsa

GENESISY 24

  • Hira 132 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Vady ho An’i Isaka”: (10 min.)

    • Ge 24:2-4: Nasain’i Abrahama nitady vady ho an’i Isaka ny mpanompony, ary nilaza izy fa tokony ho mpanompon’i Jehovah ilay vehivavy (wp16.3 14 § 3)

    • Ge 24:11-15: Nihaona tamin’i Rebeka teo akaikin’ny lavadrano ilay mpanompon’i Abrahama (wp16.3 14 § 4)

    • Ge 24:58, 67: Nanaiky hanambady an’i Isaka i Rebeka (wp16.3 14 § 6-7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 24:19, 20: Inona no ianarantsika avy amin’io zavatra nataon’i Rebeka io? (wp16.3 12-13)

    • Ge 24:65: Nahoana i Rebeka no nisaron-doha rehefa nahita an’i Isaka, ary inona no ianarantsika avy amin’izany? (wp16.3 15 § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 24:1-14 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Mitory: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana fa nahay nametraka fanontaniana ilay mpitory? Ahoana no nataon’ilay mpitory rehefa avy nilaza ny heviny momba an’i Jesosy ilay olona?

  • Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 12)

  • Fanasana Amin’ny Fahatsiarovana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina rehefa hanolotra fanasana. Liana ilay olona. Teneno izy fa tianao haseho azy ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 25

  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny Asabotsy 14 Martsa: (8 min.) Fiaraha-midinika. Omeo fanasana iray avy ny mpanatrika, ary resaho izay voalaza ao amin’ilay izy. Alefaso ilay video fanolorana fanasana, ary iaraho midinika. Resaho ny fandaharana ataon’ny fiangonana mba hamitana ny faritany.

  • “Iza koa no Azonao Asaina?”: (7 min.) Fiaraha-midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 107

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 9 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara