FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.3 6
  • 30 Martsa–5 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Martsa–5 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.3 6

30 Martsa–5 Aprily

GENESISY 29-30

  • Hira 93 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nanambady i Jakoba”: (10 min.)

    • Ge 29:18-20: Nanaiky hanompo an’i Labana mandritra ny fito taona i Jakoba, mba ho afaka hanambady an’i Rahely (w03 15/10 29 § 6)

    • Ge 29:21-26: Nofitahin’i Labana i Jakoba, ka i Lea indray no nomeny azy ho vadiny (w07 1/10 8 § 6; it “Fanambadiana”: “Fankalazana” § 1)

    • Ge 29:27, 28: Nanao izay tsara indrindra vitany i Jakoba, na dia mafy aza ny nahazo azy

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 30:3: Nahoana no noheverin’i Rahely ho zanany ny zanak’i Jakoba tamin’i Bilaha? (it “Fananganan-janaka” § 3)

    • Ge 30:14, 15: Afaka nanao firaisana tamin’ny vadiny i Rahely teo mba hahatonga azy ho bevohoka, nefa natakalony angivimbazaha izany. Inona no mety ho antony nanaovany an’izany? (w04 15/1 28 § 7)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 30:1-15 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha Hiteny Zavatra Tsara sy Mampahery, ary iaraho midinika ny lesona 16 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 5:4 (th lesona 18)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 57

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Miezaha Hitory Amin’ny Jamba”: (10 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Fanontaniana: Nahoana isika no tokony hiezaka hitory amin’ny jamba? Aiza isika no mety hahita olona jamba? Ahoana no tokony hataontsika rehefa mitory amin’izy ireny? Inona avy ny fitaovana azontsika ampiasaina, mba hanampiana ny jamba hifandray akaiky amin’i Jehovah?

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (5 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Martsa ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 110

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 30 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara