FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.6 2
  • 1-7 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1-7 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.6 2

1-7 Jona

GENESISY 44-45

  • Hira 130 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Namela ny Fahadisoan’ireo Rahalahiny i Josefa”: (10 min.)

    • Ge 44:1, 2: Nitsapa an’ireo rahalahiny i Josefa mba hahitana raha efa niova izy ireo (w15 1/5 14 § 5–15 § 1)

    • Ge 44:33, 34: Niangavy mafy i Joda mba tsy hogadraina i Benjamina

    • Ge 45:4, 5: Nanahaka an’i Jehovah i Josefa ka namela an’ireo rahalahiny

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 44:13: Nahoana ny olona fahiny no nandrovitra ny akanjony? (it “Mandrovitra Akanjo” § 1-2)

    • Ge 45:5-8: Inona no afaka manampy antsika hiaritra ny tsy rariny? (w04 15/8 15 § 15)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 45:1-15 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miresaha Zavatra Mahaliana sy Mahasoa, ary iaraho midinika ny lesona 18 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w06 1/2 31: Foto-kevitra: Rehefa jerena ny Genesisy 44:5, 15, nampiasa kaopy volafotsy manokana tokoa ve i Josefa mba hamantarana ny hoavy? (th lesona 18)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 58

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (5 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Jona ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 117

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 19 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara