22-28 Jona
EKSODOSY 1-3
Hira 7 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Tonga Izay Rehetra Tiako Aho”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Eksodosy.]
Ek 3:13: Tian’i Mosesy ho fantatra hoe inona no dikan’ny anaran’Andriamanitra ary iza marina izy (w13 15/3 25 § 4)
Ek 3:14: Mahavita miovaova araka izay tiany i Jehovah mba hanatanterahany ny fikasany (kr 43)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 2:10: Nahoana ny zanakavavin’i Farao no afaka nanangana an’i Mosesy ho zanany? (it “Fananganan-janaka” § 4)
Ek 3:1: Nahoana no lazaina hoe mpisorona i Jetro? (w04 15/3 24 § 4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 2:11-25 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 16)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraka fanontaniana ilay olona, na misy zavatra resahiny. Mametraha gazety nivoaka vao haingana miresaka momba an’ilay izy. (th lesona 12)
Lahateny: (5 min. na latsaka) w02 15/6 11 § 1-4: Foto-kevitra: Harena Lehibe Noho ny Zava-tsarobidin’i Ejipta. (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ataovy Namanao i Jehovah: Ny Anaran’i Jehovah: (6 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Inona no dikan’ilay anarana hoe Jehovah? Inona avy no noforonin’i Jehovah? Ahoana no hanampian’i Jehovah anao?
Lasa Manome Voninahitra ny Anaran’Andriamanitra ny Olona any Skandinavia: (9 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Nahoana no tena vitsy ny olona nahalala ny anaran’Andriamanitra, talohan’ny taona 1500? Ahoana no nahatonga ny anaran’Andriamanitra lasa nampiasaina tany Skandinavia? Inona no itiavanao ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao?
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 120
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 104 sy Vavaka