6-12 JOLAY
EKSODOSY 6-7
Hira 150 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Hitanao Ankehitriny Izay Hataoko Amin’i Farao”: (10 min.)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 6:3: Nahoana i Jehovah no nilaza hoe mbola tsy tena nampahafantariny an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba ny anarany? (it “Mahery Indrindra”: “Ilay teny hebreo” § 5-6)
Ek 7:1: ‘Andriamanitra teo anatrehan’i Farao’ i Mosesy, ary i Arona indray ‘mpaminanin’i’ Mosesy. Inona no tiana holazaina amin’izany? (it “Mosesy”: “Notendrena ho mpanafaka” § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 6:1-15 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha Hanohina ny Fo, ary iaraho midinika ny lesona 19 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w15 15/1 9 § 6-7: Foto-kevitra: Misaora An’i Jehovah Isan’andro. (th lesona 19)