20-26 JOLAY
EKSODOSY 10-11
Hira 65 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tena Be Herim-po i Mosesy sy Arona”: (10 min.)
Ek 10:3-6: Be herim-po i Mosesy sy Arona rehefa nilaza an’ilay loza fahavalo tamin’i Farao (w09 15/7 20 § 6)
Ek 10:24-26: Notadiavin’i Farao tsy hankatò ny sasany amin’ny didin’Andriamanitra i Mosesy sy Arona. Tsy nanaiky mihitsy anefa izy ireo
Ek 10:28; 11:4-8: Tsy natahotra mihitsy i Mosesy sy Arona rehefa nilaza an’ilay loza fahafolo tamin’i Farao (it “Mosesy”: “Teo anatrehan’i Farao tany Ejipta” § 4)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 10:1, 2: Inona no ianaran’ny ray aman-dreny avy amin’ireo andinin-teny ireo? (w95 1/9 11 § 11)
Ek 11:7: Inona no tian’i Jehovah holazaina rehefa niteny izy hoe: “Tsy hisy alika, na iray aza, hivovò amin’ny zanak’Israely”? (it “Fanafahana ny Israelita avy Tany Ejipta”: “Ny lalana nalehan’ny Israelita niala tany Ejipta” § 21)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 10:1-15 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Raha jerena ny nataon’ilay mpitory, ahoana no azo atao mba hanampiana ny olona hieritreritra? Taiza ho aiza tamin’ilay resaka ilay mpitory no afaka nanolotra zavatra avy ao amin’ny Fitaovana Fampianarana, ary inona no azony nolazaina mba hanolorana an’ilay izy?
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. (th lesona 8)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 12)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mampianatra Antsika ho Be Herim-po ny Zavaboary”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 124
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 113 sy Vavaka