3-9 AOGOSITRA
EKSODOSY 13-14
Hira 148 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mijoroa, ka Jereo ny Famonjen’i Jehovah”: (10 min.)
Ek 14:13, 14: Hita tamin’ny tenin’i Mosesy fa natoky izy hoe hamonjy ny Israelita i Jehovah (w13 1/2 4 § 3)
Ek 14:21, 22: Namonjy ny Israelita tamin’ny fomba mahagaga i Jehovah (w18.09 26 § 13)
Ek 14:26-28: Noringanin’i Jehovah i Farao sy ny tafiny (w09 15/3 7 § 2-3)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 13:17: Ahoana no ahitana hoe tena niahy an’ireo Israelita i Jehovah rehefa nitondra azy ireo avy tany Ejipta? (it “Lalana”: “Mampitohy tanàna” § 2)
Ek 14:2: Taiza ho aiza tamin’ny Ranomasina Mena ny Israelita no niampita? (it “Fanafahana ny Israelita avy Tany Ejipta”: “Ny lalana nalehan’ny Israelita niala tany Ejipta” § 11-12)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 13:3-16 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Mety Tsara ny Teny Famaranana, ary iaraho midinika ny lesona 20 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w07 15/12 18-19 § 13-16: Foto-kevitra: Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Fomba Namonjen’i Jehovah ny Israelita teo Amin’ny Ranomasina Mena? (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Aza Mivadika fa Efa Akaiky ny Farany”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mila Manana Herim-po Isika—Ampahany.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 126
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 128 sy Vavaka