FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.8 8
  • 17-23 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-23 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.8 8

17-23 AOGOSITRA

EKSODOSY 17-18

  • Hira 79 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mampiofana sy Mizara Andraikitra ny Olona Manetry Tena”: (10 min.)

    • Ek 18:17, 18: Hitan’i Jetro hoe nitana andraikitra mavesatra i Mosesy (w13 1/2 6 § 2)

    • Ek 18:21, 22: Nampirisihin’i Jetro i Mosesy mba hizara ny andraikiny tamin’izay lehilahy nahafeno fepetra (w03 1/11 6 § 1)

    • Ek 18:24, 25: Nampiharin’i Mosesy ny torohevitr’i Jetro (w02 15/5 25 § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 17:11-13: Tonga dia nanao zavatra i Arona sy Hora, rehefa nila fanampiana i Mosesy. Ahoana no azontsika anahafana azy ireo? (w16.09 6 § 14)

    • Ek 17:14: Nahoana ny boky nosoratan’i Mosesy no lasa anisan’ny Soratra Masina? (it “Boky Ekena ho Anisan’ny Soratra Masina”: “Soratra Hebreo” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 17:1-11 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no ianarantsika avy amin’izay nataon’i Linda, rehefa avy nilaza ny heviny ilay olona nitoriany? Ahoana no nataon’i Linda, mba ho hitan’i Annie hoe ilainy ny zavatra resahin’ilay andininy?

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo boky Ianarana ilay olona avy eo, ary ampiasao ny toko 6 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 31

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 128

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 14 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara