7-13 Septambra
EKSODOSY 23-24
Hira 34 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aza Manaraka ny Maro”: (10 min.)
Ek 23:1: Aza manely tsaho (w18.08 4-5 § 7-8)
Ek 23:2: Aza manaiky hotaomin’ny olona hanao ratsy (it “Arona”: “Mpisoronabe” § 11)
Ek 23:3: Aza miangatra (it “Jamba”: “Heviny an’ohatra” § 2)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 23:9: Ahoana no nanampian’i Jehovah ny Israelita mba hahay hangoraka? (w16.10 9 § 4)
Ek 23:20, 21: Inona no porofo fa i Mikaela ilay anjely voaresaka eo? (it “Mikaela” § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 23:1-12 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nitady marimaritra iraisana ilay mpitory, na dia diso aza ny valin-tenin’ilay olona? Inona no azon’ilay mpitory nolazaina mba hametrahana Ny Tilikambo Fiambenana No. 3 2020?
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 1)
Lahateny: (5 min. na latsaka) w16.05 30-31: Foto-kevitra: Ahoana no Hahafantaran’ny Kristianina Raha Mety na Tsia ny Manolotra Fanomezana na Falimpo ho An’ny Mpiasam-panjakana? (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mitandrema mba Tsy Hanely Tsaho”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ahoana no Ataoko Raha Misy Mifosafosa?
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 131
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 145 sy Vavaka