5-11 OKTOBRA
EKSODOSY 31-32
Hira 45 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Andosiro ny Fanompoan-tsampy”: (10 min.)
Ek 32:1: Tsy fialan-tsiny hanompoana andriamani-kafa ny olana mahazo antsika (w09 15/5 11 § 11)
Ek 32:4-6: Nampifangaro ny fivavahana marina tamin’ny fivavahan-diso ny Israelita (w12 15/10 25 § 12)
Ek 32:9, 10: Tezitra be tamin’ny Israelita i Jehovah (w18.07 20 § 14)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 31:17: Inona no dikan’ilay hoe nitsahatra i Jehovah tamin’ny andro fahafito? (w19.12 3 § 4)
Ek 32:32, 33: Nahoana no diso ilay fampianarana hoe: “Rehefa voavonjy indray mandeha dia ho voavonjy mandrakizay”? (w87 1/12 29 § 4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 32:15-35 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nametraka fanontaniana i Mirana? Inona no nolazainy mba hanohizana an’ilay resaka amin’ny manaraka?
Fitoriana: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 9)
Lahateny: (5 min. na latsaka) w10 15/5 21: Foto-kevitra: Nahoana i Arona no Tsy Nosazin’i Jehovah Tamin’izy Nanamboatra An’ilay Zanak’omby Volamena? (th lesona 7)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Sarobidy Aminao ve ny Fifandraisanao Amin’i Jehovah?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Arovy ny Fifandraisanao Amin’i Jehovah (Kl 3:5).
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 135
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 90 sy Vavaka