FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.11 7
  • 16-22 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 16-22 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.11 7

16-22 Novambra

LEVITIKOSY 4-5

  • Hira 84 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Omeo ny Tsara Indrindra i Jehovah”: (10 min.)

    • Le 5:5, 6: Tsy maintsy nanolotra fanatitra noho ny heloka (zanak’ondry na osy) ireo nanao karazana fahotana sasany (it “Fanatitra”: “Teo ambanin’ny Lalàna” § 23)

    • Le 5:7: Afaka nanolotra domohina roa na voromailala roa ny mahantra, raha tsy takany ny zanak’ondry na osy (w09 1/6 26 § 3)

    • Le 5:11: Afaka nanolotra lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha ny mahantra, raha mbola tsy takany ny domohina na voromailala (w09 1/6 26 § 4)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Le 5:1: Ahoana no hampiharan’ny Kristianina an’io andininy io? (w16.02 30 § 14)

    • Le 5:15, 16: Rahoviana ny olona iray no lasa “tsy mendri-pitokisana ka manota tsy nahy amin’ny zava-masin’i Jehovah”? (it “Fahamasinana”: “Biby sy vokatra”)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 4:27–35 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, fa ny Isaia 9:6, 7 no ampiasao. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, fa ny Salamo 72:16 no ampiasao. (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 182 § 22-23 (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 81

  • Nampian’i Jehovah Izahay dia Nahavita Nanao Mpisava Lalana Nandritra ny 60 Taona: (15 min.) Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny tombontsoam-panompoana nananan’i Takako sy Hisako, ary inona no tena nahafaly an-dry zareo tamin’ilay asa nanendrena azy ireo? Inona ny aretina nahazo an’i Takako, ary inona no nanampy azy? Nahoana izy ireo no faly sy afa-po? Nahoana ny tantaran’izy ireo no manamarina ny voalazan’ireto andininy ireto: Ohabolana 25:11; Mpitoriteny 12:1; Hebreo 6:10?

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv Sasin-teny p. 3; toko 1 § 1-9

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 32 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara