FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.12 2
  • 7-13 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 7-13 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.12 2

7-13 Desambra

LEVITIKOSY 10-11

  • Hira 32 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tiantsika Kokoa Noho ny Fianakaviantsika i Jehovah”: (10 min.)

    • Le 10:1, 2: Novonoin’i Jehovah i Nadaba sy Abiho, satria nanolotra afo tsy ara-dalàna (it “Afo sy Emboka Manitra Tsy Ara-dalàna” § 1)

    • Le 10:4, 5: Nesorina tao amin’ny toby ny fatin’izy ireo

    • Le 10:6, 7: Tsy navelan’i Jehovah hisaona i Arona sy ireo zanany hafa (w11 15/7 31 § 16)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Le 10:8-11: Inona no ianarantsika avy amin’ireo andininy ireo? (w14 15/11 17 § 18)

    • Le 11:8: Tsy azon’ny Kristianina hanina ve ireo biby lazain’ny Lalàn’i Mosesy hoe tsy tokony hohanina? (it “Biby”: “Biby madio sy maloto” § 4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 10:1-11 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nataon’i Lova rehefa sendra fanoherana fahita eny amin’ny faritany izy? Ahoana no azonao anazavana ny Salamo 1:1, 2?

  • Fitoriana: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana hanatrika fivoriana ilay olona. Teneno izy avy eo fa tianao haseho azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). (th lesona 20)

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w11 15/2 12: Foto-kevitra: Nahoana i Mosesy no Tsy Tezitra Tamin’i Eleazara sy Itamara Intsony? (th lesona 12)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 51

  • “Be Fitiavana Isika Raha Manohana ny Famaizan’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Aza Mivadika fa Manompoa Amin’ny Fo Manontolo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 2 § 12-21, efajoro “Ahoana no Havalinao?”

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 106 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara