FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.12 5
  • 14-20 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.12 5

14-20 Desambra

LEVITIKOSY 12-13

  • Hira 140 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fianarana avy Amin’ny Lalàna Momba ny Habokana”: (10 min.)

    • Le 13:4, 5: Natokan-toerana ny boka (wp18.1 7)

    • Le 13:45, 46: Nila nitandrina ny boka mba tsy hamindra amin’ny hafa (wp16.4 9 § 1)

    • Le 13:52, 57: Tsy maintsy nopotehina izay zavatra nisy habokana (it “Habokana”: “Famantarana an’ilay aretina” § 4)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Le 12:2, 5: Nahoana ny vehivavy no lasa ‘maloto’ rehefa niteraka? (w04 15/5 23 § 2)

    • Le 12:3: Inona no mety ho nahatonga an’i Jehovah handidy hoe tamin’ny andro fahavalo no natao ny famorana? (wp18.1 7)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 13:9-23 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nampiasa fanontaniana i Lova? Ahoana no ahitana hoe nahay nanazava andinin-teny izy?

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 19)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo bokikely Vaovao Tsara ilay olona avy eo, ary ampiasao ny lesona 11 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 125

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 3 § 1-7, efajoro “Iza no Namana Tsara?”

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 63 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara