FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.12 7
  • 21-27 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.12 7

21-27 Desambra

LEVITIKOSY 14-15

  • Hira 122 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsy Maintsy Madio Ireo Manaraka ny Fivavahana Marina”: (10 min.)

    • Le 15:13-15: Tsy maintsy nanadio ny tenany izay lehilahy naloto (it “Fandroana” § 4)

    • Le 15:28-30: Tsy maintsy nanadio ny tenany izay vehivavy naloto (it “Fadimbolana”: “Nambaran’ny Lalàna hoe ‘naloto’” § 2)

    • Le 15:31: Takin’i Jehovah ny fahadiovana eo amin’ny fanompoana azy (it “Toerana Masina” § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Le 14:14, 17, 25, 28: Nisy fombafomba fidiovana nila natao tamin’ny boka rehefa sitrana izy. Inona no ianarantsika avy amin’izany? (it “Sofina”: “Heviny an’ohatra” § 6)

    • Le 14:43-45: Inona no nianaran’ny Israelita momba an’i Jehovah, tamin’ilay lalàna momba ny habokana mampidi-doza amin’ny trano? (g 1/06 14, efajoro)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 14:1-13 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraka fanontaniana ilay olona, na misy zavatra resahiny. Mametraha gazety miresaka momba an’ilay izy. (th lesona 16)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) fg 11:6-7 (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 76

  • “Ampiasao Foana Ireo Gazety”: (10 min.) Fiaraha-midinika.

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (5 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Desambra ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 3 § 8-15, efajoro “Ahoana no Nahazoanay Namana Tsara?”

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 106 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara