FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.1 1
  • 4-10 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.1 1

4-10 Janoary

LEVITIKOSY 18-19

  • Hira 122 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miezaha Hadio Fitondran-tena Foana”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Le 19:9, 10: Ahoana no ahitana hoe miahy ny mahantra i Jehovah rehefa jerena ny Lalàna? (w06 15/6 22 § 11)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Le 18:1-15 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Vavaka—Sl 65:2. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)

  • Lahateny: (5 min.) w02 1/2 29: Foto-kevitra: Mihatra Amin’ny Kristianina ve ny Lalàn’i Mosesy Momba ny Fanambadiana Havana Akaiky? (th lesona 7)

FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 134

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Arovy ny Zanakao: (5 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video. Asongadino avy eo ny lesona ianarana avy amin’izy io.—Oh 22:3.

  • “Ampianaro An’izay Tokony ho Fantany ny Zanakao”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Mafy Tsara ny Tranonao: Arovy Amin’ny “Ratsy” ny Zanakao.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv Fanazavana Fanampiny “Ahoana no Atao Rehefa Misy Voaroaka?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 34 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara