1-7 Febroary
LEVITIKOSY 26-27
Hira 89 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ahoana no Ahazoana ny Fitahian’i Jehovah?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Le 26:16: Nahoana no lazaina fa nanasazy ny Israelita tamin’ny aretina i Jehovah? (it “Areti-mandringana”: “Vokatry ny tsy fankatoavana” § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Le 26:18-26 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona avy eo. (th lesona 11)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 6)
Lahateny: (5 min.) w09 1/8 30: Foto-kevitra: Ohatrinona ny Vola Tokony Hataoko Fanomezana? (th lesona 16)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mifidy ny Hanompo An’i Jehovah ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Inona avy ny Ezaka Nataoko Talohan’ny Batisako?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv Fanazavana Fanampiny “Rahoviana no Misaron-doha ary Nahoana”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 105 sy Vavaka