FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.1 19
  • 15-21 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.1 19

15-21 Febroary

NOMERY 3-4

  • Hira 99 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ny Fanompoana Ataon’ny Levita”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 4:15: Inona ny fomba iray ampisehoantsika hoe matahotra an’Andriamanitra isika? (w06 1/8 23 § 13)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 4:34-45 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 15)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) fg lesona 12 § 8 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 67

  • Tatitra Isan-taona: (15 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Avy eo dia manadinadìna mpitory vitsivitsy manana fitantarana mampahery, momba ny fanompoany tamin’ny taon-dasa.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 5 § 7-15

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 18 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara