FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.3 3
  • 8-14 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.3 3

8-14 Martsa

NOMERY 9-10

  • Hira 31 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ny Fomba Itarihan’i Jehovah ny Vahoakany”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 9:13: Inona no ianaran’ny Kristianina avy amin’io toromarika ho an’ny Israelita io? (it “Fivoriana, Fivoriambe”: “Zava-dehibe ny fivoriana”)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 10:17-28 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fanasana Olona Hanatrika Fahatsiarovana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Liana ilay olona, ary asehonao azy ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Asao hanatrika Fahatsiarovana ny mpiara-miasa na mpiara-mianatra efa nitorianao taloha. (th lesona 2)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) bhs 214, fanamarihana 16: Asao hanatrika Fahatsiarovana ny mpianatrao, ary mampiasà andinin-teny manazava hoe nahoana izy no tsy tokony hihinana amin’ilay mofo na hisotro amin’ilay divay. (th lesona 17)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 84

  • Mampandeha Tsara ny Fitoriana ny Fanovana Natao tao Amin’ny Betela: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no nampandrenesina tamin’ny fivoriana fanao isan-taona 2015, ary inona ireo antony roa nanaovana an’ireo fanovana? Inona ny fanitsiana natao tao amin’ny Betela, ary nahoana izany no tena mety? Inona no vokatr’io fampandrenesana io tamin’ny fanorenana ny biraon’ny sampana vaovao tany Grande-Bretagne? Nahoana ireny fanitsiana ireny no mampiseho hoe mitarika antsika i Jehovah?

  • Nitsidika Betela Izahay: (5 min.) Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 6 § 1-9

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 108 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara