FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.3 5
  • 15-21 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.3 5

15-21 Martsa

NOMERY 11-12

  • Hira 46 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nahoana Isika no Tsy Tokony ho Be Taraina?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 11:7, 8: Nahoana ny endriky ny mana sy ny tsirony no mampiseho hoe tsara toetra i Jehovah? (it “Mana”: “Endriny” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 11:1-15 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fanasana Olona Hanatrika Fahatsiarovana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Liana ilay olona, ary asehonao azy ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Miverina mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana. (th lesona 4)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Tapitra ny lahatenin’ny Fahatsiarovana, dia miezaka manombo-dresaka amin’ny olona liana nanatrika teo ianao, ary mamaly fanontaniana iray napetrany momba an’ilay fandaharana. (th lesona 2)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 19

  • “Efa Miomana ho Amin’ny Fahatsiarovana ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Lazao izay zavatra mila ampandrenesina mifandray amin’ny Fahatsiarovana. Alefaso ilay video hoe Fomba Fanamboarana Mofon’ny Fahatsiarovana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 6 § 10-15, efajoro “Inona no Fialam-boly Tokony Hofidiko?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 49 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara