FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.3 8
  • 22-28 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 22-28 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.3 8

22-28 Martsa

NOMERY 13-14

  • Hira 118 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ho Be Herim-po Isika Raha Manam-pinoana”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 13:27: Inona tamin’ny tatitra nataon’ireo mpitsikilo no tokony ho nanatanjaka ny finoan’ny Israelita? (Le 20:24; it “Ilay Tany Nomen’Andriamanitra ny Israely” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 13:1-20 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Lahateny: (5 min.) w15 15/9 14-16 § 8-12: Foto-kevitra: Inona avy ny Fanontaniana Manampy Antsika Hahita Raha Matanjaka ny Finoantsika na Tsia? (th lesona 14)

  • “Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Mahaiza Mametraka Fanontaniana”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mametraka Fanontaniana.

FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 73

  • Tokony ho Be Herim-po ny Tena Kristianina: Rehefa Mitory: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny olana natrehin’i Kitty Kelly? Inona no nanampy azy ho be herim-po? Inona no fitahiana azony noho izy be herim-po?

  • Tokony ho Be Herim-po ny Tena Kristianina: Raha Tsy Te Handray Anjara Amin’ny Politika sy Ady: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny olana natrehin’i Ayenge Nsilu? Inona no nanampy azy ho be herim-po foana? Inona no nampiaiky azy ka nahatonga azy hiantehitra tamin’i Jehovah?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 6 § 16-23

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 32 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara